Entry | 1 didiko fe lehibe (didy) |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao 4 Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1] |
Synonyms | 5 didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe |
Updated on 2020/07/31 |